|
|
|
|

Entry1  afa-baràka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] afa-boninahitra
4  [1.1] very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany
Explanations in English  5  [1.2] disgraced, dishonoured
6  [1.7] put to shame
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] déshonoré
Examples  8  [1.62] Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
Elementary words  9  afaka, baka
Other spellings  10  afaboroka
Synonyms  11  afa-pofona
Proverbs  12  Proverbs containing the word afa-baràka

Updated on 2024/12/12