Entry | 1 afahy |
Root | 2 fahy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? [1.1] |
Explanations in English |
5 to be made fat by food, to be fed; to be besieged. [1.2] |
Examples |
6 Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69#] 7 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314#] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word afahy |
Anagrams | 13 afahi, afahy, ahafy, fahay, fahia, hafia, hiafa |
Updated on 2023/01/19 |