Entry (1/2) | 1 fahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy 4 [1.1] Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. |
Explanations in English |
5 [1.2] root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. |
Examples |
6 [2.558] fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina 7 [2.48] Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 13 fahy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Taimoro]
akondro iray reny, salohy |
Anagrams | 16 fahi, fahy, fiha, fiha~, hafi, hafy |
Updated on 2025/02/05 |
![]() |