Entry | 1 mifahy |
Root | 2 fahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1] |
Explanations in English |
5 To be fattened, confined [1.2] |
Explanations in French |
6 s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3] |
Examples |
7 Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifahy |
Anagrams | 17 afihim, fiahim, fihamy, hamify, mifahy, mihafy |
Updated on 2023/08/11 |