Entry | 1 afakomaly |
Elementary words | 2 afaka, omaly |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly [1.1] |
Explanations in English |
5 the day before yesterday [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 avant-hier [1.8] |
Examples |
7 afakomaly izy no tsy teto [2.131] 8 Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete. [2.332#] |
Vocabulary |
9 Time |
Compound words |
|
Updated on 2023/11/24 |