Entry | 1 afantsika |
Root | 2 fantsika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io 5 Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1] |
Explanations in English |
6 used of that which is employed as a nail. [1.2] |
Examples |
7 tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao. [2.472#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Updated on 2023/01/19 |