|
|
|
|

Entry1  afantsika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io
Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao
Explanations in English  4  [1.2] used of that which is employed as a nail.
Examples  5  [2.472#] tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao.
Root  6  fantsika
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Updated on 2025/01/21