Entry | 1 afa-po |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny) miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] satisfied 5 [1.2] satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] satisfait 7 [1.8] rassasiƩ 8 [1.13] assouvi |
Examples |
9 [2.470#] Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. |
Elementary words | 10 afaka, fo |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word afa-po |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |