Entry (1/2) | 1 afatra |
Root | 2 fatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao |
Explanations in English |
5 [1.2] to be measured. |
Explanations in French |
6 [1.3] à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer |
Examples |
7 Dia afatra indray ka very sasaka: [2.48] 8 Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [2.117] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word afatra |
Entry (2/2) | 14 afatra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Betsimisaraka]
kiakiaka |
Explanations in English |
17 [1.2] [Provincial]
a piercing cry. See dradraDRAdra |
Vocabulary |
18 Sound |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |