Entry |
hafatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
|
Explanations in English | A message [1.2, 1.7]
|
| A will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
|
| A recommendation; an order for merchandise [1.7]
|
Explanations in French | Message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
|
| Commission [1.3]
|
Examples |
1 | fa izao no hafatra nataony:
[2.293]
|
2 | Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy.
[2.470]
|
3 | Ary nametrahana hafatra koa ka milaza.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
hafatra,
hafatro,
hafatrao,
hafany,
hafatsika,
hafatray,
hafatrareo,
hafatr',
hafa-,
hafatry |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|