|
|
|
|

Entry1  ahafatra
Root  2  hafatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: Izao no hahafatrao azy: asaivo tonga rahampitso vao maraina izy [1.1]
Explanations in French  5  l'objet de la commission, du message, de la recommendation [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  afahatra, ahafatra, fahatara

Updated on 2023/01/19