Entry | 1 fanafarana |
Root | 2 hafatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina 5 Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita [1.1] |
Explanations in English |
6 the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission [1.7] |
Explanations in French |
7 action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |