Entry | 1 hafarana |
Root | 2 hafatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano 5 Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny 6 Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo [1.1] |
Explanations in English |
7 to be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered. [1.2] 8 to be given orders; to be ordered; to be sent for [1.7] |
Explanations in French |
9 à qui on donne une commission; qu'on commande [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word hafarana |
Anagrams | 15 hafarana, hanafara, harafana |
Updated on 2023/01/20 |