Entry | 1 manafatra |
Root | 2 hafatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao 5 Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay 6 Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo [1.1] |
Explanations in English |
7 to bequeath, to specify; to order, to send for. [1.2] 8 to entrust with a commission; to warn; to order merchandise [1.7] |
Explanations in French |
9 Donner commission, charger [1.3#203, 1.8] 10 mander, recommander, commander [1.3#203] 11 passer une commande [1.8] |
Examples |
12 Aza manafatra ny mby an-dalana! [1.437#] 13 Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any. [2.643#] |
Morphology |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word manafatra |
Anagrams | 22 fanamatra, faramanta, manafatra, mantafara, namafatra |
Updated on 2023/01/20 |