|
|
|
|

Entry1  afitsaka
Root  2  fitsaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano
5  Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo [1.1]
Explanations in English  6  to be flattened, to be levelled, to be laid down [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/19