Entry (1/4) | 1 fitsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay |
Root | 4 tsaka |
Entry (2/4) | 5 fitsaka |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fomba entina mitsaka na mita rano |
Root | 8 tsaka |
Entry (3/4) | 9 fitsaka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona |
Explanations in French |
12 [1.3#175] Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 18 fitsaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany |
Root | 21 tsaka |
Synonyms | 22 fitsakana |
Anagrams | 23 fatsaky, fatsika, fitsaka, tsifaka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |