|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsakana (tsaka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Synonyms  4  fitsaka

Entry (2/2)5  fitsakana (tsaka)
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Anagrams  8  afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana

Updated on 2022/04/17