Entry |
mamitsaka
(fitsaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1]
|
Explanations in English | To throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [1.2]
|
Examples |
1 | Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
[2.587]
|
2 | Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko.
[2.499]
|
|
Morphology |
Present : |
mamitsaka |
Past : |
namitsaka |
Future : |
hamitsaka |
Imperative : |
mamitsaha |
|
|