|
|
|
|

Entry1  mamitsaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana
1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka
2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra
3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy
Explanations in English  4  [1.2] to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch.
Examples  5  [2.587#] Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
6  [2.499#] Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko.
Root  7  fitsaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  mamitsaka, mitsamaka

Updated on 2025/01/21