Entry | 1 famitsahana |
Root | 2 fitsaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu [1.3#175] |
Updated on 2023/02/27 |