Entry | 1 afompotra |
Root | 2 fompotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny |
Explanations in English |
5 [1.2] to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted. |
Explanations in French |
6 [1.3] à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune) |
Morphology |
|
Analogs | 11 fongotra |
Updated on 2024/12/12 |