|
|
|
|

Entry1  fongotra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Foana, rava: Fongotra hatramin' ny fotony ny mandan' i Jerosalema
Tapitra, tsy misy, maty maso, lany tamingana, fongana, lany: Fongotra ny vary ao an-tsompitra / Fongotra ny taranany
Tsy asiana miangana, aringana: Fongotry ny giripy espaniola ny mponina teto
Explanations in English  4  [1.2] exterminated, completed, fallen to ruins, rotten at the stump, cut entirely off, as the hair. See fokatra.
5  [1.7] completely destroyed
Explanations in French  6  [1.3] détruit, démoli jusqu'aux fondements, ruiné de fond en comble, dont il ne reste rien, dépensé entièrement, éteint, exterminé, ravagé: Fongotra hatramin' ny fotony ny manda (Les remparts sont démolis jusqu'aux fondements) ~ Fongotra ny vary (Il ne reste plus de riz) ~ Fongotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé toute sa fortune) ~ Fongotra izany fianakaviana izany (Cette famille est éteinte) ~ Fongotry ny aretina ny vahoaka (Le peuple a été exterminé par la maladie) ~ Fongotry ny fahavalo ny tanàna (Le village a été détruit, ravagé par les ennemis)
7  [1.8] complètement détruit
Examples  8  Dia fongotra mihitsy ny fokom-pirenena Levy; [1.38]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Analogs  17  fompotra
Compound words 

Anagrams  21  afongotr, fongotra

Updated on 2020/07/31