Entry | 1 mamongotra |
Root | 2 fongotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io 5 Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta 6 Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1] |
Explanations in English |
7 to consume, to clear off, to cut off at the root. [1.2] 8 to destroy completely, to exterminate [1.7] |
Explanations in French |
9 détruire, anéantir, exterminer [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 manafongotra |
Updated on 2023/01/20 |