Entry | 1 manafongotra |
Root | 2 fongotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io 5 Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta 6 Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamongotra |
Updated on 2023/01/05 |