Entry | 1 famongorana |
Root | 2 fongotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara [1.1] |
Explanations in French |
5 Action de ruiner, d’exterminer [1.3#185] |
Examples |
6 Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. [1.384#] 7 Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895#] |
Anagrams | 8 famongorana, manafongora, nofarangoam |
Updated on 2023/01/06 |