Entry | 1 afondolo afonangatra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana 4 [1.1] teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho |
Explanations in French |
5 [1.3] avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour |
Elementary words | 6 afondolo, afonangatra |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word afondolo afonangatra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |