|
|
|
|

Entry1  afondolo afonangatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.10] teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana
4  [1.1] teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho
Explanations in French  5  [1.3] avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour
Elementary words  6  afondolo, afonangatra
Proverbs  7  Proverbs containing the word afondolo afonangatra

Updated on 2024/12/07