Entry |
afontsy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
Akondro [1.78]
|
| Karazan' akondro vaventy [1.1]
|
Explanations in French | La grande banane, bananier qui la produit [1.3]
|
| [Betsimisaraka]
(du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable.
[1.196]
|
Scientific name | Musa sapientum |
Examples | Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa
[2.131]
|
Vocabulary |
Phytonyms |
|
Other spellings |
|