|
|
|
|

Entry1  afototra
Root  2  fototra
Part of speech  3  passive verb
Examples  4  hay afototrao izy ity [2.117#60]
5  fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357]
6  ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7]
7  fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10]
8  saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  afatotro, afototra, atofotra, faototra

Updated on 2023/01/19