|
|
|
|

Entry1  ahahaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany
Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy
Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay?
Explanations in English  4  [1.2] to be scattered
fig. to be vilified, to be reproached.
5  [1.7] to be scattered
Explanations in French  6  [1.8] qu'on répand, qu'on éparpille
Examples  7  [2.436#] Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
Root  8  hahaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word ahahaka

Updated on 2024/12/11