Entry | 1 ahataka |
Root | 2 hataka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ 5 Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [1.1] |
Explanations in English |
6 used of the things that are to be made separate. [1.2] 7 to be separated from something [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte [1.8] |
Examples |
9 fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/19 |