Entry | 1 ahataka |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? |
Explanations in English |
4 [1.2] used of the things that are to be made separate. 5 [1.7] to be separated from something |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte |
Examples |
7 [1.437#] fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. |
Root | 8 hataka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |