|
|
|
|

Entry1  ahatazanana
Root  2  tazana
Part of speech  3  relative verb
Examples  4  [2.499] Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay.
5  [2.324] Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala.
6  [2.471] Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany.
7  [2.472] Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11