Entry (1/2) | 1 ahoaho |
Root | 2 aho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. |
Explanations in English |
5 [1.2] stupidity, dullness of apprehension. |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 ahoaho |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
kiakiaka |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 ahoaho, hoahoa |
Updated on 2023/01/19 |