|
|
|
|

Entry1  ahodina
Root  2  hodina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina
5  Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy [1.1]
Explanations in English  6  to be made to revolve, to be revolved [1.7]
Explanations in French  7  qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue [1.8]
Examples  8  Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo [2.324]
9  lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary. [2.296]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  adohany, adonahy, ahodina, andaohy, andoahy, dahinao, dohanay, hadinao, hanadio, hanodia, haodian, haodina, hodaina, hodiana, iandoha, idanoha, idoahan, idonaha, nidoaha

Updated on 2023/01/19