|
|
|
|

Entry1  hodina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany
Explanations in English  4  [1.7] a turning around
Explanations in French  5  [1.8] tournoiement
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  12  ahodin, daniho, dinaho, dohany, donahy, hadino, handio, hanody, haodin, hidona, hodian, hodina, nahodi, nohadi

Updated on 2025/01/21