Entry (1/2) | 1 mihodina |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany 5 Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina 6 Tonga simba: Nihodina ity divay ity 7 Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1] |
Explanations in English |
8 to turn around; to revolve [1.7] |
Explanations in French |
9 tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mihodina |
Entry (2/2) | 17 mihodìna |
Root | 18 hodina |
Part of speech | 19 imperative of active verb mihodina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 hadinoim, hiodinam, hodimain, hodimina, ihodinam, mihaodin, mihodìna, mihodina, nihaodim, nohidiam |
Updated on 2023/01/20 |