Entry (1/2) | 1 mihodina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina Tonga simba: Nihodina ity divay ity Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy |
Explanations in English |
4 [1.7] to turn around; to revolve |
Explanations in French |
5 [1.8] tourner comme une roue; tourner sur soi |
Root | 6 hodina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihodina |
Entry (2/2) | 14 mihodìna |
Part of speech | 15 imperative of active verb mihodina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Root | 18 hodina |
Anagrams | 19 hadinoim, hiodinam, hodimain, hodimina, ihodinam, mihaodin, mihodìna, mihodina, nihaodim, nohidiam |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |