|
|
|
|

Entry (1/5)1  manodina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
Manasitily: Manodina divay ho toaka
Explanations in English  4  [1.7] to turn
Explanations in French  5  [1.8] tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc
Examples  6  [2.332] Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy.
7  [2.366] Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro.
Root  8  hodina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/5)13  manodina
Part of speech  14  active verb
Explanations in French  15  [1.3#457] faire révolter
Examples  16  [2.356] Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka!
Root  17  odina
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Synonyms  22  mampiodina

Entry (3/5)23  manona
Part of speech  24  imperative of active verb manodina [Full list]
Explanations in Malagasy  25  [1.1]
Explanations in French  26  [1.3#457]
Root  27  hodina

Entry (4/5)28  manona
Part of speech  29  imperative of active verb manodina [Full list]
Explanations in Malagasy  30  [1.1]
Explanations in French  31  [1.3#457]
Root  32  odina
Synonyms  33  mampiodina, mampiodina, mampiodìna

Entry (5/5)34  mañodina
Part of speech  35  active verb
Explanations in Malagasy  36  [1.78] [Tambahoaka] manimba

Anagrams  37  amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondàna, miondana, namodian, nanodiam, nodainam

Updated on 2025/04/19