|
|
|
|

Entry1  fihodinana
Root  2  hodina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina
5  Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao
6  Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1]
Explanations in French  7  La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3#257]
8  rotation [1.13]
Examples  9  Izany fihodinana izany no manome herin' aratra. [2.445#]
10  Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. [2.114#]
Compound words 

Anagrams  13  fihodinana, hifanadino, nidofahany, nidohafany

Updated on 2024/03/02