Entry | fihodina (hodina) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1] | ||
Explanations in French | Manière de tourner [1.3] | ||
Examples | Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana.
[2.471] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | andifiho, fihodina |
Updated on 2023/01/09 |
![]() |