Entry 1/3 |
fanodinana
(hodina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1]
|
| Asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13]
|
Explanations in French | Transformation, traitement [1.13]
|
Examples | Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena.
[2.503]
|
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
fanodinana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Manivelle [1.13]
|
Vocabulary |
|
Entry 3/3 |
fanodinana
(odina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | L'action de faire révolter [1.3]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|