|
|
|
|

Entry1  fampiodinana
Root  2  odina
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#457] l'action de faire révolter
Examples  5  Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [2.996]
Synonyms  6  fanodinana

Updated on 2023/02/25