|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanodina
Root  2  hodina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
5  Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [1.1]
Explanations in French  6  manière de faire tourner [1.3#257]
Examples  7  Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [2.606]

Entry (2/2)8  fanodina
Root  9  odina
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1]
Explanations in French  12  manière de faire révolter [1.3#457]
Synonyms  13  fampiodina

Anagrams  14  fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana

Updated on 2023/01/20