Entry | 1 ahodinkodina |
Part of speech | 2 passive verb |
Examples |
3 [2.114#] Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista. 4 [2.245#] Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. |
Root | 5 hodinkodina |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ahodinkodina, hanodidinako, nokodadahiny |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |