Entry | 1 ahohoka |
Root | 2 hohoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano 5 Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy 6 Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be laid with the face or opening down [1.7] |
Explanations in French |
8 à mettre l'ouverture en bas 9 à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) [1.3] 10 qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas [1.8] |
Examples |
11 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) [1.3] 12 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ahohoka |
Anagrams | 17 ahohoka, hahaoko |
Updated on 2023/01/19 |