|
|
|
|

Index

Proverbs : ahohoka

Proverb 1Vonoy ny zanakareo raha teraka Alakaosy. [2.415 #123]
Nahohoky ny ntaolo ny zaza teraka tamin' ny Alakaosy. [2.415 #91]
French translationTuez vos enfants s' ils naissent au mois d' Alakaosy. [2.415 #123]
Les enfants nés au mois à Alakaosy étaient tués par les ancêtres qui les plongeaient dans l' eau la tête en bas. [2.415 #91]
French interpretationParoles dites par le mpanandro ou astrologue diseur de sorts. [2.415 #123]
Ces enfants étaient tués par superstition. [2.415 #91]

Proverb 2Ny lela efa mitsilany tsy azo ahohoka intsony. [2.974 #212, 2.653]
French translationLa langue, une fois retournée, ne se redresse plus. [2.974 #212]

Proverb 3Raha lany ny mamy ao anatin' ny vilany, dia ahohoky ny olona izy ka ny vavany kosa indray no ataony ambany. [2.415]

Proverb 4Tsy misy manao soa ohatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558]
Tsy misy manao soa tahaka ny vilany ; fa raha lany ny mamy ao anatiny, dia ahohoky ny olona. [2.653 #3529, 2.974 #312]
French translationQu’y a-t-il de plus utile qu’une marmite : et pourtant, dès qu’elle a été vidée, elle est aussitôt renversée. [2.974 #312]

Index