|
|
|
|

Entry1  ntaolo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
Explanations in English  4  [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
5  the men of old, the ancestors [1.7]
Explanations in French  6  les anciens, les ancêtres [1.8]
Examples  7  Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo. [2.245#]
8  Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437#]
9  Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy. [2.436#]
Compound words 
Phytonyms 
Titles  14  Anganon'ny Ntaolo : Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany (Dahle L.)
15  Ny Haintenin'ny Ntaolo (Rakotonaivo François)
16  Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Parett J)
Proverbs  17  Proverbs containing the word ntaolo

Anagrams  18  atolon, naloto, natolo, ntaolo, tolona

Updated on 2023/08/12