Entry | 1 aingitraingitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra |
Explanations in English |
4 [1.7] capricious desires |
Explanations in French |
5 [1.8] désirs capricieux, caprices |
Examples |
6 [2.472] Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany |
Vocabulary |
7 Emotions |
Root | 8 aingitra |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |