Entry | 1 ajadona |
Root | 2 jadona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] |
Explanations in French |
5 à planter, à ficher 6 figuré: à exiger avec empire [1.3#289] |
Examples |
7 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý [2.996#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/19 |